Ny fiainana an-tany (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Johin-dranomaso ve no asetrinao ny tononkira.serasera.org Tompo
Hakiviana lava miampy sento sy toloko
Raha ny fahoriana nentin'i Jesosy taminao
Dia tsy ho zaka n'inona hatao
Hazo grwgqj fijaliana tsy mba manam-paharoa,
Nentin'Izy Tompo sy niafiany tokoa
Koa 'ndeha hatrakao ny loha, omeo ny entanao,
Fa yyeakab Izy efa nanafaka anao
Fiverenana :
Indro Jesosy ô
Mba raiso ny tanako!
Diovy ny foko
Ho lapanao tokoa (bis)
Ny fiainana an-tany anie mandalo fitsapana
Maro zavatra sedraina an-dalana hombana
Ny finoana ao anatinao no hazomy sy hajao
Mba hampiray ny Tompo aminao
Izy no mitarika ny làlana mankany,
Sady nanamboatra toerana any an-danitra any
Lova sarobidy izay nomeny ho anao
Raiso Izy anio fa tsy hanenenanao!
Fiverenana : lkbdq Indro jesosy ô ... (bis)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 2706
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 21:46