Mpanjakanay Ianao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hira fiderana tsara indrindra
Ny fihetsika manaja sy mirindra
No entinay anio ho Anao ry Tompo
Ny tononkira.serasera.org fonay ravoravo falifaly
Tsy ahitana soritry bdtikgkd ny rttpdn jaly
Hibanjina indray ny Teny Masinao
Jesosy Oh! MPANJAKANAY irlny IANAO
Fiverenana :
Ka noho izany ny otanay rehetra
Didio mba hiala ts' hisy hitoetra
F' ilay Fitiavanao no hanjaka ao
Hitoetra ato anatinay tokoa
Anie Ianao Mpamonjinay Tsitoha
Ka tsy hisaraka mandrakizay
Mpamonjy sy Mpanafaka tokoa
Mpitondra aim-baovao sy Mpampifoha
Fotoana mety izao mba hiantorahana
F' Ilay Jesosy Tompo dia Mpanjaka
Manongotra ny ota izay mamàka
Ka hobio sy derao 'Lay Andriamanitro
Jesosy Oh! MPANJAKANAY IANAO
Fiverenana : Ka noho izany ny otanay rehetra
A/C : SDN
Ny fihetsika manaja sy mirindra
No entinay anio ho Anao ry Tompo
Ny tononkira.serasera.org fonay ravoravo falifaly
Tsy ahitana soritry bdtikgkd ny rttpdn jaly
Hibanjina indray ny Teny Masinao
Jesosy Oh! MPANJAKANAY irlny IANAO
Fiverenana :
Ka noho izany ny otanay rehetra
Didio mba hiala ts' hisy hitoetra
F' ilay Fitiavanao no hanjaka ao
Hitoetra ato anatinay tokoa
Anie Ianao Mpamonjinay Tsitoha
Ka tsy hisaraka mandrakizay
Mpamonjy sy Mpanafaka tokoa
Mpitondra aim-baovao sy Mpampifoha
Fotoana mety izao mba hiantorahana
F' Ilay Jesosy Tompo dia Mpanjaka
Manongotra ny ota izay mamàka
Ka hobio sy derao 'Lay Andriamanitro
Jesosy Oh! MPANJAKANAY IANAO
Fiverenana : Ka noho izany ny otanay rehetra
A/C : SDN
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 875
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 21:48
