Mpanjakanay Ianao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hira fiderana tsara indrindra
Ny fihetsika manaja sy mirindra
No entinay anio ho Anao ry Tompo
Ny fonay ravoravo falifaly
Tsy ahitana soritry ny jaly
Hibanjina indray ny Teny Masinao
Jesosy Oh! MPANJAKANAY IANAO
Fiverenana :
Ka noho izany ny otanay rehetra
Didio mba hiala xtcml ts' hisy hitoetra
F' ilay Fitiavanao no hanjaka ao
Hitoetra ato anatinay tokoa
Anie Ianao Mpamonjinay Tsitoha
Ka tsy hisaraka mandrakizay
Mpamonjy sy Mpanafaka tokoa
Mpitondra aim-baovao sy Mpampifoha
Fotoana mety izao mba hiantorahana
F' Ilay Jesosy Tompo cuopn dia Mpanjaka
Manongotra ny ota izay mamàka
Ka hobio tononkira.serasera.org sy derao 'Lay Andriamanitro
Jesosy Oh! rchgod MPANJAKANAY IANAO
Fiverenana : Ka noho izany ny otanay rehetra
A/C : SDN
Ny fihetsika manaja sy mirindra
No entinay anio ho Anao ry Tompo
Ny fonay ravoravo falifaly
Tsy ahitana soritry ny jaly
Hibanjina indray ny Teny Masinao
Jesosy Oh! MPANJAKANAY IANAO
Fiverenana :
Ka noho izany ny otanay rehetra
Didio mba hiala xtcml ts' hisy hitoetra
F' ilay Fitiavanao no hanjaka ao
Hitoetra ato anatinay tokoa
Anie Ianao Mpamonjinay Tsitoha
Ka tsy hisaraka mandrakizay
Mpamonjy sy Mpanafaka tokoa
Mpitondra aim-baovao sy Mpampifoha
Fotoana mety izao mba hiantorahana
F' Ilay Jesosy Tompo cuopn dia Mpanjaka
Manongotra ny ota izay mamàka
Ka hobio tononkira.serasera.org sy derao 'Lay Andriamanitro
Jesosy Oh! rchgod MPANJAKANAY IANAO
Fiverenana : Ka noho izany ny otanay rehetra
A/C : SDN
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 829
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 21:48
