Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpanjakanay Ianao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hira fiderana tsara indrindra
Ny fihetsika manaja sy mirindra
No entinay anio ho Anao ry Tompo
Ny fonay ravoravo falifaly
Tsy ahitana soritry ny jaly
Hibanjina indray ny Teny Masinao
Jesosy Oh! MPANJAKANAY IANAO
Fiverenana :
Ka noho izany ny otanay rehetra
Didio mba hiala umnn ts' hisy hitoetra
F' ilay Fitiavanao no hanjaka ao
Hitoetra ato anatinay tokoa
Anie Ianao Mpamonjinay Tsitoha
Ka tsy tononkira.serasera.org hisaraka mandrakizay
Mpamonjy khtv sy Mpanafaka tokoa
Mpitondra aim-baovao sy Mpampifoha
Fotoana mety izao mba hiantorahana
F' Ilay Jesosy Tompo dia Mpanjaka
Manongotra ny ota izay mamàka
Ka hobio sy derao 'Lay Andriamanitro
Jesosy Oh! MPANJAKANAY IANAO
Fiverenana upzwg : Ka noho izany ny otanay rehetra
A/C : SDN
Ny fihetsika manaja sy mirindra
No entinay anio ho Anao ry Tompo
Ny fonay ravoravo falifaly
Tsy ahitana soritry ny jaly
Hibanjina indray ny Teny Masinao
Jesosy Oh! MPANJAKANAY IANAO
Fiverenana :
Ka noho izany ny otanay rehetra
Didio mba hiala umnn ts' hisy hitoetra
F' ilay Fitiavanao no hanjaka ao
Hitoetra ato anatinay tokoa
Anie Ianao Mpamonjinay Tsitoha
Ka tsy tononkira.serasera.org hisaraka mandrakizay
Mpamonjy khtv sy Mpanafaka tokoa
Mpitondra aim-baovao sy Mpampifoha
Fotoana mety izao mba hiantorahana
F' Ilay Jesosy Tompo dia Mpanjaka
Manongotra ny ota izay mamàka
Ka hobio sy derao 'Lay Andriamanitro
Jesosy Oh! MPANJAKANAY IANAO
Fiverenana upzwg : Ka noho izany ny otanay rehetra
A/C : SDN
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 831
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 21:48
