You are here: home > Tononkira > Tanora Masina Itaosy

Mitoera (Tanora Masina Itaosy)

Lalana mideza ny ety an-tany
Tsy misy antenaina, mandalo ihany
Fa betsaka ireo kivy fo
Sy velon-taraina tokoa

Fiverenana:
Andriamanitra o! Andriamanitra o!
Mitoera re anatin'ny fonay Ianao
Fanahy Masina o! Fanahy Masina o!
Mitoera re anatinaytononkira.serasera.org Ianao

Inona ary anefa no hevitr'izany?
Anjara tinendry sa aloka ihany?
Diniho hoe izay banga aminao
Fa sao lalan-kafa ny anao

Fiverenana

Raha ny fiainanay no tsy misy Anao
Dia ny asan-tsatana no hanjaka ao
Ianao no antom-pandresenay
Ireo fahavalo, ry Ray

Fiverenana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tanora Masina Itaosy
Mpamaky : 375
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : kalotsiky
Tamin'ny : 21/07/2019 19:18:58
ID : 11908

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo