Fiainana an-tany (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Johin-dranomaso ve no asetrinao ny Tompo
Hakiviana lava miampy sento sy toloko
Raha ny fahoriana nentin'i Jesosy taminao
Dia tsy ho zaka n'inona hatao
Hazo fijaliana tsy mba manam-paharoa
Nentin'Izy Tompo sy niafiany tokoa
Koa ndeha atrakao ny loha, omeo ny mwlqldqf entanao
Fa Izy efa nanafaka anao

Fiverenana: iwxkta
Indro Jesosy ô, mba raiso ny tanako
Diovy ny foko ho tononkira.serasera.org lapanao tokoa
(×2)

Ny fiainana an-tany anie mandalo fitsapana
Maro zavatra sedraina raha lalana ombana
Ny finoana ao anatinao no hazony sy hajao
Mba hampiray ny Tompo aminao
Izy no mitarika ny lalana mankany
Sady nanamboatra toerana miadana hifaly
Lova sarobidy izay nomeny ho anao verd
Raiso Izy anio fa tsy hanenenanao

Fiverenana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tanora Masina Itaosy
Visites : 4773
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : kalotsiky
Date : 21/07/2019 19:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033