Fiainana an-tany (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Johin-dranomaso ve no asetrinao ny Tompo
Hakiviana lava miampy sento sy toloko
Raha ny fahoriana nentin'i Jesosy taminao
Dia tsy ho zaka n'inona hatao
Hazo fijaliana tsy mba manam-paharoa
Nentin'Izy Tompo sy niafiany tokoa
Koa ndeha atrakao ny loha, omeo ny entanao
Fa Izy efa nanafaka anao
Fiverenana:
Indro Jesosy ô, tononkira.serasera.org mba raiso ny tanako
Diovy ny foko ho abov lapanao tokoa
(×2)
Ny fiainana an-tany anie mandalo fitsapana
Maro zavatra sedraina suwiqqr raha lalana ombana
Ny finoana ao anatinao no hazony sy hajao
Mba hampiray ny Tompo aminao
Izy no mitarika ny lalana mankany
Sady pcjejbgs nanamboatra toerana miadana hifaly
Lova sarobidy izay nomeny ho anao
Raiso Izy anio fa tsy hanenenanao
Fiverenana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 4772
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : kalotsiky
Date : 21/07/2019 19:19