Avo Indrindra (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(septembre tltjunlf 2005)
Fa lehibe ny famindram-ponao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia handeha tononkira.serasera.org amin’ny fahamarinanao
Ka hidera Anao amin’ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny anaranao mandrakizay Jehovah o
Tsy misy toa lsfec Anao ry Tompo sy Andriamanitro
Izaho rehetra izao pqtco dia hiankohoka Aminao
Hanome voninahitra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Maneho fa avo indrindra Ianao
Hiantso Anao amin’ny androm-piainako aho
Hamaly ahy tokoa Ianao
Lehibe Ianao ka manao fahagagana
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara Ianao
Fa lehibe ny famindram-ponao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia handeha tononkira.serasera.org amin’ny fahamarinanao
Ka hidera Anao amin’ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny anaranao mandrakizay Jehovah o
Tsy misy toa lsfec Anao ry Tompo sy Andriamanitro
Izaho rehetra izao pqtco dia hiankohoka Aminao
Hanome voninahitra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Maneho fa avo indrindra Ianao
Hiantso Anao amin’ny androm-piainako aho
Hamaly ahy tokoa Ianao
Lehibe Ianao ka manao fahagagana
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 1528
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 24/10/2019 10:53
