Teny fiainana (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina ny teninao, nentin'ireo irakao
Ho an'ny olona tononkira.serasera.org rehetra eto mkfpoirp an-tany
Mba hanompo Anao hatrany,
Ireo nania nantsoinao, ka nomenao hery vao
Mba hanompo Anao, ambara-pialany eto
Dia hizotra tsy hisento
Ref:
Fa ny teny fiainana, ho an'ny olona rehetra
Tsy mba misy ho diso anjara
Izay mandray ny teny izay ambara
K'aza miandry fotoana ela intsony,
na sltuzgii mangataka andro, tapaho anio ny hevitrao
'reo fisalasalana ataonao, ho zary ho nenina any aoriana
Efa nafafy ny teny, naely ombieny nhas ombieny
Mitsangana mijoroa ianao, hitarika ireo nandao
Maro ireo tsy mahalala, misy misintaka miala
Anjaranao no mitory ireo teny soa, ho an'ireo izay tsy manoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Visites : 532
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Faniri
Date : 10/09/2024 11:48