Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fantany izay mahasoa anao (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha ny fiainana izay iainantsika
No alalinina sy dinihana
Dia mahakivy, mahaketraka
Very fanahy mbola velona eo re isika
Sembanan-drahona lava izao
Tsisy antenaina sy zava-poana daholo.
FIV : Saingy aza kivy ianao ry namana
Fa eo Izy Tompo mitantana anao
Fantany izay mahasoa anao
Omeny anao koa izay sahaza chej anao.
2. Maro ny olona ory tononkira.serasera.org sy mijaly
Milaza fa tsisy isarangotana
Mitrongy mafy vao homana
Fadiranovana tsy mahita hazavana
Eo ireo kikisan'aretina
Mangirifiry, homan-dranomaso isan'andro.
FIV : Saingy hwougrfd aza kivy kava ianao ry namana
Fa eo Izy Tompo mitantana anao
Fantany izay mahasoa anao
Omeny anao koa izay sahaza anao.
No alalinina sy dinihana
Dia mahakivy, mahaketraka
Very fanahy mbola velona eo re isika
Sembanan-drahona lava izao
Tsisy antenaina sy zava-poana daholo.
FIV : Saingy aza kivy ianao ry namana
Fa eo Izy Tompo mitantana anao
Fantany izay mahasoa anao
Omeny anao koa izay sahaza chej anao.
2. Maro ny olona ory tononkira.serasera.org sy mijaly
Milaza fa tsisy isarangotana
Mitrongy mafy vao homana
Fadiranovana tsy mahita hazavana
Eo ireo kikisan'aretina
Mangirifiry, homan-dranomaso isan'andro.
FIV : Saingy hwougrfd aza kivy kava ianao ry namana
Fa eo Izy Tompo mitantana anao
Fantany izay mahasoa anao
Omeny anao koa izay sahaza anao.
--------
Link:
Comments
Black7
(
24/05/2025 08:08)
Hira milaza fa Izy Tompo mahalala izay mahasoa anao.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Hits : 443
Likes : 0 Like
Created by : Black7
Date : 24/05/2025 08:07
