Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tompo ô tompo ô (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fiv::"tompo ô tompo ô (aiza mu)bass
Aiza mo ny toerana ahitako anao
Miantso anao aho miandry anao aho milanao
Te ahita ny tavanao aho tompo ô
2""na maraina na hariva tompo ô
lrgiw Dia tsy ho reraka ggcqm mihitsy miantso anao
Na mibanjin iny habakabaka iny
Manantena fa ahita anao tononkira.serasera.org aho
Fiv:tompo ô
3""ny androko rehetra sisa ety an-tany
Dia ankiniko aminao hatrany hatrany
Na ny soa na ny ratsy izany
grcw Mbola hisaorako ny anaranao ihany
Fiv:: tompo ô
Aiza mo ny toerana ahitako anao
Miantso anao aho miandry anao aho milanao
Te ahita ny tavanao aho tompo ô
2""na maraina na hariva tompo ô
lrgiw Dia tsy ho reraka ggcqm mihitsy miantso anao
Na mibanjin iny habakabaka iny
Manantena fa ahita anao tononkira.serasera.org aho
Fiv:tompo ô
3""ny androko rehetra sisa ety an-tany
Dia ankiniko aminao hatrany hatrany
Na ny soa na ny ratsy izany
grcw Mbola hisaorako ny anaranao ihany
Fiv:: tompo ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifagaVangy : 246
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 13/08/2025 11:50
