Ampidiro aloha ny tenimiafina
Avezivezy (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""avezivezy ffij ny olana ve ny tenanao
xldzg Atopatopan'ny onjan'ny fiainana lava izao
Mirotoroto sy tena maheno mijaly
Tena rereka sady mahatsapa Maheno marary
#mibebaha,miova,atolory an'i Jesosy tompo ny tenanao
Mivavaha ianao rahalahy
Fandalovana ny eto an-tany ka saino ihany
Fiv::tsy anary,anao(1er) izy namako(3em)
Hanampy anao ampandresy(1er)
Aminy dianao jesoa(3em)
tononkira.serasera.org Raha manampinoana amin'ny fiainana ianao.. Dia hihavao
2""ny ratsy rehetra ary uuwzczyo koa ny lasa avalony any
Fa fandalovana ihany anie ny ety an-tany
Andao hibanjina sy hihaina indray
Ilay tsara sy mahafinaritra ao amin'ny ray
#mibebaha......
Fiverenana:tsy anary....
A/c:kamih

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifagaVisites : 328
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 01/08/2025 09:54