VELONA NY TOMPO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
(1&2)Voninahitra anie ho anao ry Jeso
          Ny saotra am-po atolotr'Anao
         Fah' fatesana ve sa ny fasan'indray
         Tsy natohitra ny herinao
(3)    Atolotra ho anao ry Jeso
         Ny saotra a-mpo atolotr'Anao
         Fa resinao sa ny fasan'indray
         Tsy natohitra ny herinao
(4)    Ny saotra ny dera omena anao Mpanjakanay
         Fa velona tokoa Hianao ka resinao ny fasana

2-
(1&2) Fa nitsangan'Hianao sady koa resinao
          Ilay fasana izay fahavalonay
          Fa efa velon'Hianao ary ho mandrakizay
          Ny Fanjakanao Tomponay
(3).    Nitsangana sady koa resinao
          Ilay fasana izay fahavalonay
          Velona Hianao Ary ho mandrakizay
          Ny Fanjakanao Tomponay
(4)     Velona hianao sady resinao ny fasana
          Fa velona mandrakizay ny Fanjakanao Tomponay

3-
(1&2) Mafy orin'izao ny finoanay anao
          Fa ho avy Hianao ka handray anay
          Eram-po sy fanahy no hitsenanay Anao
          A'atin'ny rahona iry
(3)     Orin'izao ny finoanay anao
          Fa ho avy Hianao ka handray anay
          Fo sy Fanahy no hitsenanah Anao
          Anatin'ny rahona iry
(4)     Miorina izao ny finoanay
          Fa ho avy Hianao
          Fo sy Fanahy hitsenanay anatin'ny rahon'iry
REFRAIN
(3&4) Efa no...
(1&2) Efa natolotrao anay ny herim-panahy
           Ry Mpanjakanay
           Hidera Anao mandrakizay
           Ny fo anatinay
(3).    Nomenao anay tokoa mandrakizay
          Herom-panahy ry Mpanjakanay
(... Hidera.)
          Hodera anao mandrakizay
          Ny fo anatinay
(4)     Noemenao anay tokoa mandrakizay
         Herim-panah'ry Mpanjakanay
(... Hidera.)
         Ny Anaranao mandrakizay ny fonay
         Ny fo anatinay

          
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Vangy : 353
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 03/04/2023 09:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.15