VELONA NY TOMPO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
(1&2)Voninahitra anie ho anao ry Jeso
Ny saotra am-po atolotr'Anao
Fah' fatesana ve sa ny fasan'indray
Tsy natohitra ny herinao
(3) Atolotra ho anao ry Jeso
Ny saotra a-mpo atolotr'Anao
Fa resinao sa ny fasan'indray
Tsy natohitra ny herinao
(4) Ny saotra ny dera omena anao Mpanjakanay
Fa velona tokoa Hianao ka resinao ny fasana

2-
(1&2) Fa nitsangan'Hianao sady koa resinao
Ilay fasana izay fahavalonay
Fa efa velon'Hianao ary ho mandrakizay
Ny Fanjakanao Tomponay
(3). Nitsangana sady koa resinao
Ilay fasana izay fahavalonay
Velona Hianao Ary ho mandrakizay
Ny Fanjakanao Tomponay
(4) Velona hianao sady resinao ny fasana
Fa velona mandrakizay ny Fanjakanao Tomponay

3-
(1&2) Mafy orin'izao ny finoanay anao
Fa ho avy Hianao ka handray anay
Eram-po sy fanahy no hitsenanay Anao
A'atin'ny rahona iry
(3) Orin'izao ny finoanay anao
Fa ho avy Hianao ka handray anay
Fo sy Fanahy no hitsenanah Anao
Anatin'ny rahona iry
(4) Miorina izao ny finoanay
Fa ho avy Hianao
Fo sy Fanahy hitsenanay anatin'ny rahon'iry
REFRAIN
(3&4) Efa no...
(1&2) Efa natolotrao anay ny herim-panahy
Ry Mpanjakanay
Hidera Anao mandrakizay
Ny fo anatinay
(3). Nomenao anay tokoa mandrakizay
Herom-panahy ry Mpanjakanay
(... Hidera.)
Hodera anao mandrakizay
Ny fo anatinay
(4) Noemenao anay tokoa mandrakizay
Herim-panah'ry Mpanjakanay
(... Hidera.)
Ny Anaranao mandrakizay ny fonay
Ny fo anatinay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Visites : 320
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 03/04/2023 09:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3051