TOPAZO MASO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- ldrub Topazo maso 'reo vony eny antsaha
Raha vao maraina dia mahate hizaha
Kanefa indrisy tsy maharitr'ela
rpmfqg F'indreo malazo sisa tavela
Ireo voron-kely,sy ny tantely
Nahazo mamy lasa any ho any
Tsy mahatsiaro intsony fa
Afa-po sy toy ny mirana sambatra ery
Ireo vony kosa etsy malaina toa voafetsy
Lasa ireo namana nitia
2- Ny fiainantsika ety no voninkazo
tononkira.serasera.org Tsy hitahita akory dia malazo
Ka aoka ho valolo tsaroana hatrany
Fa mielina sy mandalo ny eto an-tany
Ireo andro lasa sy izay voakasa
Nomena anao ho zary lao
Ka aza dia sondriana na koa varimbatiana
Amin'ity fiainana ity
Fa andrandraonao ny loha
Ka todio ilay Ray Tsitoha
Fodiana raha miala ety
Raha vao maraina dia mahate hizaha
Kanefa indrisy tsy maharitr'ela
rpmfqg F'indreo malazo sisa tavela
Ireo voron-kely,sy ny tantely
Nahazo mamy lasa any ho any
Tsy mahatsiaro intsony fa
Afa-po sy toy ny mirana sambatra ery
Ireo vony kosa etsy malaina toa voafetsy
Lasa ireo namana nitia
2- Ny fiainantsika ety no voninkazo
tononkira.serasera.org Tsy hitahita akory dia malazo
Ka aoka ho valolo tsaroana hatrany
Fa mielina sy mandalo ny eto an-tany
Ireo andro lasa sy izay voakasa
Nomena anao ho zary lao
Ka aza dia sondriana na koa varimbatiana
Amin'ity fiainana ity
Fa andrandraonao ny loha
Ka todio ilay Ray Tsitoha
Fodiana raha miala ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1234
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 22/09/2021 19:12
