TOPAZO MASO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Topazo maso 'reo vony eny antsaha
     Raha vao maraina dia mahate hizaha
     Kanefa indrisy tsy maharitr'ela
     F'indreo malazo sisa tavela
Ireo voron-kely,sy ny tantely
Nahazo mamy lasa any ho any
Tsy mahatsiaro intsony fa
Afa-po sy toy ny mirana sambatra ery
Ireo vony kosa etsy malaina toa voafetsy
Lasa ireo namana nitia

2- fnau Ny fiainantsika nkvwotb ety no voninkazo
    Tsy hitahita akory dia malazo
    Ka aoka ho tsaroana hatrany
     Fa irthmkz mielina sy mandalo ny eto an-tany
Ireo andro lasa sy izay voakasa
Nomena anao ho zary lao
Ka aza dia sondriana na koa varimbatiana
Amin'ity fiainana ity
Fa andrandraonao ny tononkira.serasera.org loha
Ka todio ilay Ray Tsitoha
Fodiana raha miala ety

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6724