RAHA HANDEHA HIANTAFIKA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha handehaka hiantafika
Hiady amin’ny fahavalo hianao
Aza adino ny fiadiana diany
tenin’andriamanitra
Fa hoy ny teny mampahery anao aza mba
matahotra
Jehovah no hanomjy anao ary izy homba anao

Rah’handeha antany lavitra hitety ny
ranomasina
Na handalo habakabaka tany maina nolalovana
Dia hoy ny teny mampahery anao aza mba
matahotra
Jehovah no hamonjy anao ary izy homba anao

Kivy hianao noho ny fiainana loza maro no
zakaina
Matokia fa ao ambony ao misy ilay mitsimbina
anao
Fa hoy ny teny mampahery anao aza mba
matahotra
Jehovah no hamonjy anao ary izy homba anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Vangy : 371
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 17/08/2021 20:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0963