Ny Rany sy Fanahy (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy miankina amin'izay harena ananako
Na talenta, fahefana, hery am-pelatanako
'Zay ho voninahitro,fa ny Ra nalatsakao
Ka tsy mba reherehako ny haren'ny tany mora lo

2- 'Zay hitiavako Anao,Jesosy Kristy Tompoko
Dia Ianao no efa tia ahytalohan'ny nitiavako
Ka ho reharehako ny Hazo Fijalianao
Kristy owelyhmq ô! Ianao tokoa,Ianao no Voninahitro

Ref 1-2:
Tsy mba volafotsy na koa volamena fa ny Ra
Ny Ran'i Jesosy Kristy,Ain'Andriamanitra mahery
Io no nividianana ahy, nanaraka ,hamonjena ahy
Mba hanana fiainam- baovao ity mpaniasia

3- Izay mamiko tokoa ka ampy ahasambatra ahy
Dia ny fo anatiko ao, hitoeranao, ô ry Fanahy
Ain'Andriamanitra, heriny ihany koa
Ka tsy mba hasambarako ny an'ny nofo mora lo

Ref3: tononkira.serasera.org
Tsy mba volafotsy na koa volamena fa ny Fanahy
Tsy izay ngrx zavatra mety ho lo, wqtmubej fa ny Fanahin'Ilay Tsitoha
Izy no nalatsaka, hanangana ahy,hamonjena ahy
Mba hanana fiainam- baovao 'ty mpaniasia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Vangy : 374
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 14/04/2025 13:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0502