NY FITIAVANAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He tsaroako anio ny namonjenao ahy
T'anaty haizina mangitsokitsoka
Tsapako tokoa ny fitiavanao ahy
Isaorako anao ry Ray
He gwtdbq tsaroako anio ny niaretanao
Ny kapoaka mangidy agripelj nosotroinao
Eny, hatramin'ny ainao dia nafoinao
Lehibe ny zpcm fitiavanao
He tsaroana foana ny fitiavanao
Mba tsy ho very maina ny rà latsakao
Fa hitondra aina sy hanafaka
Ireo maty tononkira.serasera.org ho velomina
FAMERENANA
Inona ary moa
No avaliko
Ireo fitahiana tsy hita noanoa
Inona ary moa
No havaliko
Ilay fitiavanao tsy manampaharoa
Raiso re Tompo
Anjakao ny foko
Ho tena lapanao tokoa
T'anaty haizina mangitsokitsoka
Tsapako tokoa ny fitiavanao ahy
Isaorako anao ry Ray
He gwtdbq tsaroako anio ny niaretanao
Ny kapoaka mangidy agripelj nosotroinao
Eny, hatramin'ny ainao dia nafoinao
Lehibe ny zpcm fitiavanao
He tsaroana foana ny fitiavanao
Mba tsy ho very maina ny rà latsakao
Fa hitondra aina sy hanafaka
Ireo maty tononkira.serasera.org ho velomina
FAMERENANA
Inona ary moa
No avaliko
Ireo fitahiana tsy hita noanoa
Inona ary moa
No havaliko
Ilay fitiavanao tsy manampaharoa
Raiso re Tompo
Anjakao ny foko
Ho tena lapanao tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 708
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 20/08/2021 17:40
