NY FITIAVANAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He tsaroako anio ny namonjenao ahy
T'anaty haizina mangitsokitsoka
Tsapako tokoa ny fitiavanao ahy
Isaorako anao ry Ray

He tsaroako anio ny qmde niaretanao
Ny kapoaka zegzjtye mangidy nosotroinao
Eny, hatramin'ny ainao dia nafoinao
Lehibe ny fitiavanao

He tsaroana foana ny fitiavanao
Mba tsy ho very maina ny rà latsakao
Fa hitondra aina sy hanafaka
Ireo maty ho velomina
FAMERENANA
Inona ary moa
No avaliko
Ireo fitahiana tsy hita tononkira.serasera.org noanoa
Inona ary moa
No havaliko
Ilay fitiavanao tsy manampaharoa
Raiso re Tompo
Anjakao ny foko
Ho tena lapanao tokoa
oamlp

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1518