ASA FITORIANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka izay ny fifadirana fa mandratra ny ao am-po
Izaho sy rqjcafk hianao samy tsy mendrika fa nofidian'i Jeso soa
Asa fitoriana no atao hiseoam-pitiavana
Mba sypa ho fifandraisan-tanana no hanjaka ao tokoa
Fa fanjakan'Andriamanitra no hadso ampandrosoina izao
Ka ny maha olombelona mba hanam-padeferana
Fa Jesosy be fitiavana efa voahombo tokoa
Izany dia fampiavanana antsika mpanompony
Isika izao tononkira.serasera.org hiara-dalana sy hifampitantana
Ka hamonjy paradisa soa voahomana ho anao sy ho ahy
Ka ireo mpiara-belona taomintsika hiditra ao
Mba ho feno hasambarana anilan'ilay Tompo soa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 850
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 28/08/2021 20:23