Aoka ho mahatoky (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tanora ô! tsinjovinao fa andro farany 'zao andro izao
tononkira.serasera.org Ka aza dia sondriana @izao fiainana mandalo izao
Na mafy sy mavesatra 'reo fitsapana izay hiaretana
Tsarovy fa ho velona hianao (satria) ny Tompo homba ltingqlm anao
2- Tanora ô! Miambena izao f'ilay satana fahavalonao
Dia mierona toy ny liona ka mampitondra fahoriana
Koa raiso ny ampinganao dia ilay finoana izay anananao
Manoatra noho ny mpandresy hianao (satria) ny Tompo homba anao
3- aifgph Tanora ô! torionao manerana izao tontolo izao
Ireo teny soa nomeny anao ampafantaro ireo namanao
bxpjyrqg Na maro ireo manenjika maneso sy mandrabiraby anao
Sahia mijoro tsy amin-tahotra (satria) ny Tompo homba anao
KOA AOKA MAHATOKY HATRANY HATRAMIN'NY FAHAFATESANA DIA HO AZONAO ILAY SATRO-BONINAHITRA FIAINANA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 1234
Likes : 0 Like
Created by : Jeremiar1
Date : 03/11/2021 20:49