Ataovy malaladalaka (Samoann)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorivory indray ny mpianankavy fa tonga inty tononkira.serasera.org ilay nandrasana ah!
Vorivory indray ny mpianankavy fa tonga inty ilay sqfd nandrasana ah!

Ny avy any avaratra sy ny atsimo, ny andrefana sy ny antsinanana ah!
Ny avy any avaratra sy ny atsimo, ny andrefana sy ny antsinanana ah!

Ia Ia ô
Ia ia ô
Miara-mifety sy mikorana ah!

ataovy malaladalaka
ataovy malaladalaka
ataovy malaladalaka
mba hifalifalian'ny taranaka

Ka manahoana sy manahoana ny Mpianakavy ouil raha tafahaona?
Takin'inona sy takin'inona fa na dia reraka aza tsy maninona
Ka manahoana sy manahoana ny Mpianakavy raha tafavory?
Takin'inona sy takin'inona fa ifyokmzr tsisy mahazo mandeha matory

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoann
Vangy : 110
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Samoann
Daty : 10/08/2026 18:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321