zaho no hisahirana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Izy no Ray tsy mba manainga , fa izay rehetra lazainy ,Dia ataony avokoa
Indro Aho hiahy sy hitahy ,ary jchezj homba sy hiahy ,’zay atjkwj tononkira.serasera.org rehetra momba anao
Zaho tsy ahafoy anao
Zaho tsy hamela anao irery na sanatria ho very ,amin’ny ady zay atao
Sy izay alehanao,Zaho no hisahirana ,mandra-paha-fotsin’ireo volonao ireo
Zaho tsy handao anao hatramin’ny farany;
2-Izy no ray tena mpiahy,fa izay rehetra marary ,tsitraniny avokoa
Indro aho hitondra fitahiana,hanome izay hiriana raha nokc toy izay tokoa
No mahasoa anao
Zaho tsy hamela anao irery ,raha sanatria hianjera,amin’ny ady izay atao
Sy zay aretinao ho sitrana avoko
Zaho no hisahirana ,mandra-paha-fotsin’ireo volonao ireo

A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 462
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:38