tsy haharitra (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa voalaza anie fa tsy haharitra
Fetran’ny andro viwjdf iainanao ety antany ety
Kanefa ianao anie ,variana milalao
Miliba amin’ny fiainana xpozrsy tsy mahasoa anao
Moa efa fantatrao va re fa Jesoa zanany
Nandatsaka ny ràny mba hisolo ny helokao tokoa
Ny hazo fijaliana izay niaretan’i Jesoa tia
No ahazoanao tokoa fiainana mandrakitray ho anao
npfbndcm tononkira.serasera.org A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 341
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:26