tandremo ny fonao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’inon’inona shrq hidona, n’inon’inona hitranga
N’inon’nona hiseho eo amin’ny fiainanao
Dia iaino ampifaliana sy sedrao ampatoniana
Dia tadiavo ankisimpo ‘reo vaha olana mahasoa
Aza maika tononkira.serasera.org ny hisedaotra na entim-po tafahoatra
Saino tsara aloha ny atao mba tsy hanimba ny fonao
Ny baiboly no milaza fa tandremo ny fonao
Mihoatra ny tokony ho tandremana ô!
Fa avy aminy no iavian’ny aina
zmhaizz jgaftt A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 456
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:14