tandremo ny fonao (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’inon’inona  hidona, n’inon’inona hitranga
N’inon’nona hiseho eo amin’ny fiainanao
Dia iaino ampifaliana sy sedrao ampatoniana
Dia tadiavo ankisimpo ‘reo vaha olana mahasoa
Aza maika ny hisedaotra na entim-po  tafahoatra
Saino tsara aloha ny atao mba tsy hanimba ny fonao

Ny baiboly no milaza fa tandremo ny fonao
Mihoatra ny tokony ho tandremana  ô!
Fa avy aminy no iavian’ny aina
                             A . Hery Razanakoto                    
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 170
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0768