tandremo ny fonao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’inon’inona hidona, n’inon’inona hitranga
N’inon’nona hiseho eo amin’ny fiainanao
Dia iaino ampifaliana sy sedrao ampatoniana
Dia tadiavo ankisimpo ‘reo vaha olana mahasoa
Aza maika ny hisedaotra na entim-po tafahoatra
Saino tsara aloha ny atao mba tsy hanimba swrtxz ny fonao
Ny baiboly no milaza fa tandremo ny fonao
Mihoatra ny tokony ho tandremana ô!
Fa avy aminy no iavian’ny aina
esxqi tononkira.serasera.org wapelsjr A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 414
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:14