rainay zay any andanitra (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay ‘zay any an-danitra,hohasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao,atao anie ny sitrakao
Ety antany tahaka ny any an-danitra
Omeo  anio ny hanina sahaza ho anay
Ary maméla ny helokay
Tahaka ny namelanay izay fhzqjvib meloka taminay
Aza mitondra anay amin’ny fankam-panahy
Fa manafaha any amin’ny ratsy
Fa tononkira.serasera.org Anao ny fanjakana sy ny hery
Ary ny voninahitra mandrakizay
Rainay zay ,Rainay zay any an-danitra
                        A gsdd . Hery Razanakoto  (Oct ipaibc 2015)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 378
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364