rainay zay any andanitra (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay ‘zay any an-danitra,hohasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao,atao anie ny sitrakao
Ety antany tahaka ny any an-danitra
Omeo  anio ny hanina sahaza ho anay
Ary maméla ny helokay
Tahaka ny namelanay izay meloka taminay
Aza mitondra anay amin’ny fankam-panahy
Fa manafaha any amin’ny ratsy
Fa Anao ny fanjakana sy ny hery
Ary ny tononkira.serasera.org voninahitra mandrakizay
Rainay zay ,Rainay zay any an-danitra
                       xaqcvj  A . jmtogckq jweunso Hery Razanakoto  (Oct 2015)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 290
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357