rainay zay any andanitra (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay ‘zay any an-danitra,hohasinina anie ny AnaranaoHo tonga anie ny fanjakanao,atao anie ny sitrakao
Ety antany tahaka ny any an-danitra
Omeo anio ny hanina sahaza ho anay
Ary maméla ny helokay
Tahaka ny namelanay izay meloka taminay
Aza mitondra anay amin’ny fankam-panahy
Fa manafaha any amin’ny ratsy
Fa Anao ny fanjakana sy ny hery
Ary ny voninahitra mandrakizay
Rainay zay ,Rainay zay any an-danitra
A . Hery Razanakoto (Oct 2015)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 64
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:10
