raha tsy maty ianao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fifaliana ho ahy ry Tompo no ilazako Aminao fa
Indro aho vonona hanompo hano izay sitrakao
Ka izay rehetra omena ,indrindra fa ny talenta
Entiko hiderana anao e ! Hitory ny famonjena
2-Toa qsgmn tsy hainay hadinoina,latsa sy famonoana
Kapoka tena mahamay ,tsy zaka raha miatra aminay
Nefa nieretanao ry sqravj Tompo ‘zay rehetra nitranga
Ny ainao sy ‘layrànao soa e!No antoky ny famonjena
bnlugjr REF
Raha tsy maty Ianao dia ts’isy famonjena
Ka isaorako anao’lay fitia tsy noterena
Nitsangana Ianao dia naneho ‘lay famonjena
Ka hahazo famonjena izay rehetra mino tononkira.serasera.org Anao
A. Hery Razanakoto (Aout 2018)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 320
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:09