raha fatra-paniry (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha fatra-paniry ny zava-panahy tokoa ianareo
Dia izay hampandroso ny fiangonana re no tadiavo indrindra
Koa handeha re isika hiaraka hientana hitady ny tsara
Hametraka ny zavatra tsara ho an’ny wyuzp dimby sy fara
Satria re nomeny fitahiana tokoa tamin’ny asa natao
Ho an’izay notahiana ka nahazo tokoa ireo vokatra tsara
Dia izay hampandroso ny fiangonana re no tadiavo indrindra
Ho an’ireo notahiana ka nahazo tokoa reo vokatra tsara
Dia aza adino tokoa ny ltgqu manolotra izay sahaza ho azy
Hanaovana indray ireo asa mbola tsy nwtu vita
Ny fitoriana ny tononkira.serasera.org asa tsara nataon’i Jesoa

                                     A . Hery Razanakoto  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 395
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344