ny vava (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra no qsbwbx nanome’lay fitaovana tsara ho ahy
Mba ahafahako mifandray tononkira.serasera.org amin’izay rehetra manodidina ahy
Dia fitaovana iray sarobidy ity vavako izay miteny
Mamoaka izay rehetra ao amposy izay rehetra heverin’ny saina
2-Tena tokana ihany ny vava zay nomen’Andriamanitra ho ahy
Dia pxirmdvt mba tokana ihany koa ilay avoaka sy hanambaran’ny vava
Dia ho teny mba mamelon’aina mba hitondra hoan’izay mandre
Satria ny loharano tokana tsy mety hanome tsiro roa
REF:
Ny tenin’ny vava ihany no hitarafana ny ao ampo
Raha tsara ny teny omeny dia tsara toy izay koa ny ao ampo
Fa raha ratsy ny teny omeny dia torak’izay koa ny ao ampo
Fa izy no manambara ‘zay rehetra kombonin’ny fo
jgaerz Tonony :A. Sata Arisoa
Feony:A.Hery Razanakoto( 23 Aout 2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 252
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:03