ny hafaliana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly ravo ny fo ao tononkira.serasera.org anatinay fa Jesoa Tomponay
Efa nanaiky hamonjy anay
Efa nomeny fiainana izahay ,fiainana vaovao
No kusdh nomeny anay mandrakizay
Efa navelany koa ny helokay ,faly fo ravo koa
Ka hidera tokoa ‘zanay
Dera sy laza ho Anao Jesoa ,
saotra sy haja mandrakizay
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra Ray
Moa sitrakao ve ny hanana fiainana toa anay
Fiainana sambatra llonrwy sy fifaliana mandrakizay
Raiso Jesoa hoTompo Mpamonjy ny bzbzrezj fiainanao
Izy hamela ny helokao ;
hanolotra fiainana vaovao
Ho voninahitr’ilay Andriamanitra Ray
RAKOTOSAMIMANANA Tantely Herinjato

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 299
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:00