mitoria (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iae ! Iea! Iae iea ! Iae ! Iea
Ô ! Mandehana ka mitoria ,filazantsaran’i Jesoa
Hanakohako tokoa manerana ny tany
Aoka ianao tsy ho menatra vavolombelon’i Jesoa soa
Ka hanambara ny fahamarinany pedrfsu eto antany a!
Ô ! Mandehana vontosy filazantsara
Dia ity NOsy malalantsika Gasikara
1-Aza avela ho rembin’ireo fahavalo
Ka ho resin’ireo rendrarendra maro ‘zay mandalo
2-Aza bskt avela ho menatra hanehof asahiana
Mitangana ho vonona haneho tokoa fitoriana
tononkira.serasera.org ibdmnpd A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 341
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 09:12