mifankazara (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voageja manodidina izahay nefa tsy tery
Very hevitra nefa tsy mamoy fo
Enjehina nefa tsy nafoy,potraka nefa tsy maty
Mitondra ny fahafatesan’i Jesoa ao amin’ny tena izahay
Mba rzii haseho amin’ny tenanay koa ny fiainan’i Jesoa
Mifankazara e ! Mifankazara amin’ny Tompo ianao
Mifankazara dia hiadana
Fa ptoegyy izany no hatongavan’ny ytnjcd soa aminao ou ……………..
(Job 22 : 2 - II Kor 4 : 8 –10)
tononkira.serasera.org A . Hery Razanakoto (06 Avr 2015)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 364
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:40