mifankazara (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voageja manodidina suhsmoe izahay nefa tsy tery
Very hevitra nefa tsy mamoy fo
Enjehina nefa tsy nafoy,potraka tononkira.serasera.org nefa tsy maty
Mitondra ny fahafatesan’i Jesoa ao amin’ny tena izahay
Mba haseho amin’ny tenanay koa ny fiainan’i Jesoa
Mifankazara e ! Mifankazara amin’ny Tompo ianao
Mifankazara dia hiadana
Fa izany no hatongavan’ny soa aminao ou ……………..
oallak ssitd (Job 22 : 2 - II Kor 4 : 8 –10)
A . Hery Razanakoto (06 Avr 2015)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 395
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:40