mifankazara (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voageja manodidina izahay xnhq nefa tsy tery
Very hevitra nefa tsy mamoy fo
Enjehina  nefa tsy nafoy,potraka nefa tsy maty
Mitondra ny tononkira.serasera.org fahafatesan’i Jesoa ao amin’ny tena izahay
Mba haseho amin’ny tenanay koa ny oealy fiainan’i Jesoa
Mifankazara e ! Mifankazara amin’ny Tompo ianao
Mifankazara dia hiadana
Fa izany no hatongavan’ny soa aminao  ou ……………..
                                (Job 22 : 2 - II Kor 4 : 8 –10)
                    A . qksgt Hery Razanakoto  (06 Avr 2015)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 341
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2629