miantso anao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo tupdrrf izay tianao no miantso anao ‘zao
Manantona ianao fa Izy handray
Izy anie tena tia ,tsy manavaka anao
Ô ! antsoy Izy dia handray anao
2-Tompo izay tianao no miantso anao ‘zao
Aza ela ianao fa miandry Izy
Izy anie tena tia ,tsy mahafoy anao
Ô ! Valio tononkira.serasera.org Izy fa miandry anao
REF:Tompo anie rehefa tia die tena tia
Izy anie tsy manary anao tokoa
Asakasakao mfdz ‘zay tsy hanantona Azy
F’Izy anie dia vonona ny handray
‘layfitia izay nomeny anao anie
Fitia madio tsy miova ho anao
‘zay rehetra omeny anao anie dia izao
Tena fantany fa hahasoa anao
A . Hery Razanakoto
snhdnm
Manantona ianao fa Izy handray
Izy anie tena tia ,tsy manavaka anao
Ô ! antsoy Izy dia handray anao
2-Tompo izay tianao no miantso anao ‘zao
Aza ela ianao fa miandry Izy
Izy anie tena tia ,tsy mahafoy anao
Ô ! Valio tononkira.serasera.org Izy fa miandry anao
REF:Tompo anie rehefa tia die tena tia
Izy anie tsy manary anao tokoa
Asakasakao mfdz ‘zay tsy hanantona Azy
F’Izy anie dia vonona ny handray
‘layfitia izay nomeny anao anie
Fitia madio tsy miova ho anao
‘zay rehetra omeny anao anie dia izao
Tena fantany fa hahasoa anao
A . Hery Razanakoto
snhdnm
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 375
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:21
