Ampidiro aloha ny tenimiafina
miantso anao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo izay tianao no miantso anao ‘zao
Manantona ianao fa Izy tononkira.serasera.org handray
Izy anie tena tia ,tsy manavaka onci anao
Ô ! antsoy Izy dia handray anao
2-Tompo izay tianao no miantso itgk anao ‘zao
Aza ela ianao fa miandry Izy
Izy anie tena tia ,tsy mahafoy anao
Ô ! Valio Izy fa miandry anao
REF:Tompo anie rehefa tia die tena tia
Izy anie tsy manary anao tokoa
Asakasakao ‘zay tsy hanantona Azy
F’Izy anie dia vonona ny handray
‘layfitia izay nomeny anao anie
Fitia madio tsy miova ho anao
‘zay rehetra omeny anao anie dia izao
Tena fantany fa hahasoa anao
wtbslz A . Hery Razanakoto
Manantona ianao fa Izy tononkira.serasera.org handray
Izy anie tena tia ,tsy manavaka onci anao
Ô ! antsoy Izy dia handray anao
2-Tompo izay tianao no miantso itgk anao ‘zao
Aza ela ianao fa miandry Izy
Izy anie tena tia ,tsy mahafoy anao
Ô ! Valio Izy fa miandry anao
REF:Tompo anie rehefa tia die tena tia
Izy anie tsy manary anao tokoa
Asakasakao ‘zay tsy hanantona Azy
F’Izy anie dia vonona ny handray
‘layfitia izay nomeny anao anie
Fitia madio tsy miova ho anao
‘zay rehetra omeny anao anie dia izao
Tena fantany fa hahasoa anao
wtbslz A . Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 387
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:21
