miantso anao (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo neuatheg izay tianao qbyqx no miantso anao ‘zao
Manantona ianao fa Izy handray
Izy anie tena tia kczcjj ,tsy manavaka anao
Ô ! antsoy Izy dia handray anao

2-Tompo izay tianao no miantso anao ‘zao
Aza ela ianao fa miandry Izy
Izy anie tena tia ,tsy mahafoy anao
Ô ! Valio Izy fa miandry anao

REF:Tompo anie rehefa tia die tena tia
Izy anie tsy manary anao tokoa
Asakasakao ‘zay tsy hanantona Azy
F’Izy anie dia vonona ny handray
‘layfitia izay nomeny anao anie
Fitia madio tsy miova ho anao
‘zay rehetra omeny anao anie dia izao
Tena fantany fa hahasoa tononkira.serasera.org anao
           A . Hery Razanakoto  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 330
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0569