mbola hifaly ihany (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavyKa tsy miqy voany ny voalomboka
Fa na dia diso fanantenana aza aho
Ka tsy namokatra ny saha
Fa na vonoina aza re ny ondry ao am-bala
Ka ts’isy omby ny ao am-pahitra
Fa nadia foana aza re ireo harena
Tapitra ,fongana avokoa
Nefa izaho dia mbola hifaly
Hifaly ao amin’nyJehovah ihany
Sy hiravoravo amin’Andriamanitry ny famonjena ahy
Na dia tsy mba vanona aza ireo ezaka rehetra natao
Sanatria tsy hahavery ny finoana izany
Hab 3:17—18)
A . Hery Razanakoto (Avr 2016)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 117
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:17
