mba ho fanavotana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ho anao izay tonga mibebaka etoana
Moa fantatrao ve ?
Fa noho ianao anie no nahatonga an’i Kristy
‘zay nombohona tamin’ny hazo fijaliana
2-Fa tononkira.serasera.org toy izao anie no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao
Nomeny ilay zanany lahy tokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino zay
REF:
Nandatsaka ny ràny anie knjsd Jesoa
Nombohona tamin’ny hazo fijaliana Izy
Nanolotra ny ainy ihany koa
Mba ho fanavotana anao
myhptxwt A . Hery Razanakoto zskyeryq
Moa fantatrao ve ?
Fa noho ianao anie no nahatonga an’i Kristy
‘zay nombohona tamin’ny hazo fijaliana
2-Fa tononkira.serasera.org toy izao anie no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao
Nomeny ilay zanany lahy tokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino zay
REF:
Nandatsaka ny ràny anie knjsd Jesoa
Nombohona tamin’ny hazo fijaliana Izy
Nanolotra ny ainy ihany koa
Mba ho fanavotana anao
myhptxwt A . Hery Razanakoto zskyeryq
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 384
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:16
