mandehana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Mandehana ,mandehana ianao
Dieny mbola malaina
Mamafaza voa sao mba misy antenaina
Afafazonao avokoa ireo tsara anananao
Fa ho mamy anie ‘zay rehetra ataonao

2-Mandehana ,mandehana ianao
Dieny mbola malaina
Mamafaza voa sao mba misy antenaina
Mazotoa amin’ny asa izay fanompoana ny Tompo
Fa tsy ho very maina anie ‘zay nikelezanao aina

REF:
Koa mandehana ary ianao amin’izao tontolo izao
Dia ataovy mpianatro ny firenena
Torio ho ren’ny tany ho ren’ ny lanitra
Fa maty Jesoa noho ianao
                             A . Hery Razanakoto  
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 239
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0863