lalana tokana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Jesoa tia tjwzo ! Ianao no voalaza fa làlana sy fahamarinana
Ary fiainana ho anay tokoa .
Tsy misy olona ‘zay mankany any amin’ny Ray
Raha tsy amin’ny alalanao

1-Raha te hahita ny Ray dia làlana tokana
Làlana tokana ihany no zao aleha
Na lavitra io na akaiky na fiakarambe
Tsy misy kpkb safidy fa io no tononkira.serasera.org tsy maintsy aleha

2-Jesoa Kristy tokoa no  ‘lay làlana tokana
Fa sandoka avokoa raha ny ankoatr’izay
Koa minoa an’i Jesoa ho Tompo Mpamonjy anao
Dia azo antoka ilay fiaina-mandrakizay

      ubjqgf                A . Hery Razanakoto  (Juin 2015)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 545
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2577