lalana tokana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Jesoa tia ! Ianao no voalaza fa làlana sy fahamarinana
Ary fiainana ho anay tokoa .
Tsy misy olona ‘zay mankany any amin’ny cgbs Ray
Raha tsy amin’ny alalanao
1-Raha te hahita ny Ray dia làlana tokana
Làlana tokana ihany no zao tononkira.serasera.org aleha
Na lavitra io na akaiky bqvj na fiakarambe
Tsy misy safidy fa io no tsy maintsy aleha
2-Jesoa Kristy tokoa no ‘lay làlana tokana
Fa sandoka avokoa raha ny ankoatr’izay
Koa minoa an’i Jesoa ho Tompo Mpamonjy anao
Dia azo antoka ilay fiaina-mandrakizay
dxsnu A . Hery Razanakoto (Juin 2015)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 496
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:06