lalana tokana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Jesoa tia ! Ianao no voalaza fa làlana tononkira.serasera.org sy fahamarinana
Ary fiainana ho anay tokoa .
Tsy misy olona ‘zay mankany any amin’ny Ray
Raha tsy amin’ny alalanao

1-Raha te hahita ny Ray dia làlana xqcsoz tokana
Làlana tokana odst ihany no zao aleha
Na lavitra io na akaiky na fiakarambe
Tsy misy safidy fa io no tsy maintsy aleha

2-Jesoa Kristy tokoa no  ‘lay làlana tokana
Fa sandoka avokoa raha ny ankoatr’izay
Koa minoa an’i Jesoa ho Tompo Mpamonjy anao
Dia azo antoka ilay fiaina-mandrakizay

             pqdpjz         A . Hery Razanakoto  (Juin 2015)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 546
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311