isika manaiky fa hoe (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isika manaiky fa hoe : vavolombelon’i KristyMandehana dieny izao fa handeha,Hitory ny Anarany
Isika manaiky fa hoe : miaramilan’i Jesoa tia
Miomana dieny izao fa handeha hanambara ny fitiavany
2- Isika manaiky fa hoe : vavolombelon’i Kristy
Mandehana dieny izao fa handeha,Hitory ny tantarany
Isika manaiky fa hoe : miaramilan’i Jesoa tia
Miomana dieny izao fa handeha hanambara ireo asany
REF:
Tsy ho very maina ny fikelezanareo aina
Amin’ny asa fanompoana atao ety (atao ety)
Koa lazaiko anao mandehana dieny mbola malaina
Ny asa atao anie lazaiko anao ts’isy farany
(Jaona 15:27)
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 227
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 06/03/2025 07:02
