hosana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Faly izahay Tompo ô ! Faly manana Anao
Ka hidera Anao ‘zahay sy hankalazanao ry Ray
Koa indreto izahay hidera sy haankalaza Anao
Mba ho voninahitrao ry Tompo tia ka hihira hoe:
2-Ankalaza Anao ‘zahay ankalaza Anao ry Ray
Ka hitory hatrany ,hiyory ny tononkira.serasera.org fitiavanao
Koa indreto izahay fa ny fitiavanao
No nahatonga Anao hamonjy anay ety
Ka hihira hoe :
REF :
Hôsana ry Tompo,hôsana ho Anao ihany
Hôsana ry Ray ô! Hôsana hatrany
Hôsana qrvqvxok ! Hôsan ! Hôsana ! Hôsana ! Hôsana
Hôsana ho Anao Ray mandrakizay
uopyh wslzsdx Hôsea ANDRIANANDRASANARIVONY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 356
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:52